Teny iditra | andrehy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Manavy, fanihy [1.78] | |
[Tsimihety] Karazana fanihy kely [1.1] | ||
[Tambahoaka] Fanihy [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Sorte de roussette [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tsipelina hafa | andre | |
Teny iditra | andrehy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Name of a bird [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Fivaditsoratra | ahendry, andrehy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |