Teny iditra batavia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' akondro bozenizeny fa be voa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A variety of banana. See under akondro. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Variété de bananier ; fruits abondants, bananes jaunes-verdâtres. [1.19]
  [Betsimisaraka] Variété de bananier, Musa paradisiaca L. (Musaceae), toujours naine, probablement importée de Java. Apprécié pour les plantations parce que d'un entretien plus facile. [1.196]
Anarana siantifika Musa paradisiaca
Ohatra orona kosa anirian' ny viha toa akondro batavia, milenodenoka, ary somary mihataka kely lavidavitra eny ny ravinala mipararetra tsofin' ny rivotra, dia ravintatamo no mitalapetraka eny ambonin' ny rano, tetezin' ny taleva lava tongotra. [2.499]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31