Teny iditra |
bobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fivontosana be, fizihirana makadiry [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Forte enflure, grosse tumeur [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
bobaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Be dia be, zavon-tany: Bobaka ny manga ao an-tsena. [1.1]
|
|
Teny iditra |
bobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
Plante dont les feuilles sont employées en sparterie pour la confection de nattes et sacs grossiers. On s'en sert pour emballer le charbon de bois. [1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
bobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Amadou. [1.19]
|
|