Teny iditra bokony
Sokajin-teny anarana boko sy mpisolo
Famaritana malagasy Ravina mihorona ary tonga boribory, na ny vonin' ny tsimo-kazo mbola tsy mivelatra: Bokon-daisoa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ny, suffix pronoun.] The heart of a cabbage. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tanala] (allusion au bouquet de feuilles qui couronne le tronc) Polyscias carolorum Bernardi (Araliaceae). Réf. Service Forestier 7393. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Polyscias carolorum

Teny iditra bokony
Sokajin-teny anarana boko sy mpisolo
Famaritana anglisy  [Provincial] the gizzard [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra bokony
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  ambokony [Rajemisa 1985]

2017/12/07