Teny iditra |
endrikendrika
(endrika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Duplicatif diminutif [1.3]
|
|
Teny iditra |
endrikendrika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Slander, insinuation [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Calomnie [1.3, 1.8]
|
| Fausse accusation [1.3]
|
| Insinuation [1.8]
|
Ohatra | Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo.
[2.472]
|
Sampanteny |
Ohabolana |
|