Teny iditra faheninambinifolo (faha-, enina, amby, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Jereo fahenina amby ny folo []
Ohatra Tamin' ny taonjato faheninambinifolo no nisian' izany fifandraisana izany voalohany [2.366]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/23