Teny iditra gina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For ngina [1.2]
 Silent, solitary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3]
 Silencieux, solitaire [1.8]
Ohatra 
1Gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3]
2Gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3]
3Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3]
4Gina ny olona rehetra. [2.298]
5Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356]
6Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra gingina
Mpanahaka  kina ~ sina ~ mangina ~ tankina ~ tsy miteny ~ tsy miloa-bava ~ tsy miloa-peo ~ tsy miteny tsy mivolana ~ mihimoka ~ mizai-molotra ~ mikombom-bava ~ tsy ahitan-teny ~ mafy vava ~ vitsy teny ~ misaraka aman-teny ~ moana

Teny iditra gina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy A very loud report [1.2]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27