Teny iditra | hamoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrapetrahana, tsy fihetsiketsehana firy (matetika noho ny hakamoana), fivozavoza. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tranquillité, calme de caractère, nonchalance [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | hamoka, mohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |