Teny iditra kabaro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] karazan-tsaramaso [Rakotosaona 1972]
 Karazan-tsaramaso lehibebe ary fisapisaka, tsara tsiro, saingy toa mora mahavoky (Phaseolus lunatus L) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] pois du Cap. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 
Anarana siantifika Phaseolus lunatus
Teny nalaina 

Teny iditra kabaro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka, Tambahoaka] ady [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kabaro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] kabary [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] resaka, kabary [Rakotosaona 1972]
Teny nalaina 

2017/03/10