Teny iditra kaboke
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Omby maty anaka, nefa mbola tsy ritra ny rononony [1.1]

Teny iditra kaboke
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Toton-katsaka maitso andrahoina amin' ny ronono [1.1]
Voambolana 

Teny iditra kaboke
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Karazan-kazo ahazoana dity [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (autre prononciation de kaboka). Voacanga thouarsii Roem.& Schult.(Apocynaceae). [1.196]
Anarana siantifika Voacanga thouarsii
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31