Teny iditra | kanahitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina sahala amin' ny androbe [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | kanahitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely tahatahaka ny famakiloha izay inoan' ny olona fa misy poizina raha manaikitra [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | ankahitra, kanahitra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |