Teny iditra kankana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A worm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ver [1.8]
Ohatra 
1Misy kankana io zaza io na ny tenanao. [1.381]
2Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy. [2.117]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra hankana
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Mpanahaka  sakoitra ~ viky
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11