Teny iditra kelivoloina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javamaniry fanaon' ny olona ody tazo noho izy mora mahatsemboka ary manadio ny rano (Conyza aegiptica) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Conyza aegiptica

2009/02/23