Teny iditra kilany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox)
Mitovy hevitra: karabe ~ lokaloka ~ tavin-kisoa [1.1]

Teny iditra kilany (kilaka)
Sokajin-teny anarana kilaka sy mpisolo

Teny iditra -kilany
Sokajin-teny anarana hila sy hilana sy mpisolo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05