Teny iditra |
kiry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Obstinacy [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Entêtement [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kiry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra Volo eo anilan' ny sofina [1.1]
|
|
Teny iditra |
kiry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fiovana
[1.78]
|
|
Teny iditra |
kiry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka]
nendra
[1.78]
|
| [Tanosy]
hatina
[1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kiry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Croix grecque. [1.19]
|
Tovy hevitra | |
|