Teny iditra | kopa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Alika be ravin-tsofina mikopakopaka manarona ny masony [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Teny iditra | kopa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Dihy tsy misy hira fa amponga ny tehaka fotsiny [1.78] | |
Fivaditsoratra | kapo, kopa, pako, poka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |