Teny iditra lamboresy
Singan-teny lambo ; resy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bositra nilazan' ny taloha ny kisoa; anaram-bosotra omena ny kisoa izay tsy dia intsony fa efa ompiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Domestic pigs. See kisoa [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra kisoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21