Teny iditra lihitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana: Lihitra erỳ izy handeha handihy any amin' ny namany
Mitovy hevitra: lingitra
Kely loha, maivan-doha
Mitovy hevitra: adala ~ dedaka ~ lefaka ~ liaka ~ liana ~ litika ~ maola ~ matim-pitia toa lalitra ~ matin-kanin-kely ~ mihaitraitra ~ mihoalahoala ~ mimaty ~ minitinitika ~ pendina ~ roboka ~ sedika ~ seriny ~ tefotra [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31