Teny iditra lomotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra lomotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mitankosina maitsomaitso ao anaty rano na mipetaka amin' ny vato anaty rano ka malama aoka izany raha hitsahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Algae, green water scum; water plants, seaweed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Algues; mousses sur les pierres [1.8]
 (dans toute l'île, mais on prononce plutôt lomotsa dans le Sud) (comparer au malais lumut, au batak limul, etc.). Nom générique des algues vertes. Plus particulièrement Vaucheria sessilis (Vaucher) De Candolle (Vaucheriaceae). Mais on le donne aussi à des plantes aquatiques Phanérogames ressemblant à des algues (hydrocharis, etc.) On les employait en teinturerie surtout pour le mordançage des fibres, du fait de leur richesse en mucilage. [1.196]
Anarana siantifika Vaucheria sessilis
Ohatra 
1Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano. [2.643]
2Maroro-paniry ny ketsa eny an-tsaha, voavakivakin' ny valam-parihy maitso lomotra. [2.470]
3Làlana maniry lomotra no hodiavinao, ka tandremo ny tenanao ndrao lavo - na ny fanahinao ho solafaka! [2.5]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31