Teny iditra | madiofila | |
Singan-teny | madio ; fila | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana fanasohasoana iantsoan' ny mpihinana azy ny saka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ madio fila ] (litéralement: qui aime les choses bonnes, surtout les poulets) chat tigré, chat sauvage, kary [1.3] | |
Ohatra | Nony notatahana ny madiofila tao an-tsobiky, indro kary no niporitsaka avy tao.
[2.69] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |