Teny iditra mampihomehy (homehy (hehy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra: hatsikana ~ katsikana ~ mahatsikaiky ~ mampitokelaka ~ mampivadika aty ~ manapa-tsinay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cause laughter; laughable [1.7]
 Ridiculous [1.17]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
 Faire rire; risible, drôle, humoristique [1.8]
 Ridicule [1.9]
 Marrant: Tantara mampihomehy (Histoir [...] [tohiny 1.66]
Ohatra 
1Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy? [2.285]
2Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo. [2.895]
3Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy. [2.356]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihomehy
Ny lasa : nampihomehy
Ny hoavy : hampihomehy

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16