Teny iditra manamora (mora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho mora: Manamora ny dia aoka izany ny fiara
Mampihena vidy: Manamora ny entambarotro ny habetsahany
Mampitony, mahatonga ho morainy: Nanamora azy ny fialan-tsiny nataonao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faciliter [1.13]
Ohatra 
1Tsy mahalavi-tany, maharesy ny fotoana, manamora ny sarotra. [2.445]
2Tsy manamora ny fifamelan' ny fianakaviana ihany koa izany rehetra izany. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamora
Ny lasa : nanamora
Ny hoavy : hanamora
Filaza mandidy : manamorà

Teny iditra manamo (mora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamora [fitanisana]

Teny iditra manamora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (du préfixe causatif : mana, et mora : facile, donc « qui rend les choses faciles »). Diospyros gracilipes Hiern (Ebenaceae). Le suc brûlant obtenu par expression des feuilles et fruits est employé comme ocytocique, abortif, on l'introduit à cet effet dans le vagin. Cette pratique n'est pas dépourvue de danger et a souvent causé des accidents sérieux, voire la mort des femmes soumises à cette pratique. On dilue généralement le jus ainsi obtenu avec la décoction d'autres plantes, notamment, Caesalpinia bonducella Flemming (Fabaceae) et Toddalia asiatica Lam. (Rutaceae), cette dernière espèce elle-même ocytocique. [1.196]
Anarana siantifika Diospyros gracilipes
Voambolana 

Teny iditra manamora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (mis pour andriamanamora) Malleastrum gracile J.-F.Leroy (Meliaceae). [1.196]
Anarana siantifika Malleastrum gracile
Voambolana 

Teny iditra manamora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Tanala] D'après Descheemaeker, on désigne sous ce nom un ocnella (Ochnaceae), espèces et emplois mal connus. [1.196]
Anarana siantifika Malleastrum gracile
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20