Teny iditra manondro lanitra (tondro, lanitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zavatra mijoro manandrify ny lanitra; mitraka, mijoro mahitsy [Rajemisa 1985]

Teny iditra manondrolanitra (tondro, lanitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry manondro ambony rehefa voakasika, sady mihorongorona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Merina, Sakalava, Sihanaka, Tsimihety] (de manondro : montrer du doigt, et lanitra : le ciel, lorsqu'on touche cette plante à feuilles Asteraceae, ses folioles se replient les unes sur les autres et la feuille ainsi pliée se dresse). Nom déjà signalé par Malzac. Cassia mimosoides L. (Fabaceae). Sorte de « sensitive ». Herbe commune des lieux frais. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cassia mimosoides

2019/08/17