Teny iditra metaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Metal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Métal [1.3, 1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: métal.
Mpanahaka  mineraly ~ vy ~ valovoka ~ varahina ~ varahimaitso ~ vifotsy ~ fanitso ~ firaka ~ firapotsy ~ firamainty ~ halimo ~ volavelona ~ volafotsy ~ volamena ~ andriamby ~ taimby

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31