Teny iditra mihavatravatra (havatravatra (havatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsikofokofoka, mitrifantrifana: Mihavatravatra ohatra ny olona mararin-javatra ity tovolahy ity
Mitovy hevitra: mihoalahoala ~ mikofokofoka ~ mitsipatsipaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihavatravatra
Ny lasa : nihavatravatra
Ny hoavy : hihavatravatra
Filaza mandidy : mihavatravara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20