Teny iditra | mijaly (jaly) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io ¶ Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to suffer [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | souffrir [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mijaly io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |