Teny iditra |
nanan-jo
(anana, zo)
|
Sokajin-teny | ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao manan-jo
|
Ohatra | Tsy mba nananjo feno ny andevo, fa fananan' ny tompony : azony amidy, na atakalo araka izay tiany.
[2.508]
|
|
Teny iditra |
nananjo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo madinika ( Vernonia )
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A composite shrub. Vernonia sp.
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'un arbuste. Espèce de Vernonia .
[1.3]
|
| [Merina]
(de zo : droit et
nanana, passé de
manana ;
donc qui a eu un droit).
Ce serait un
Vernonia (Asteraceae), d'après Malzac.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Vernonia sp. |
Voambolana |
|