Teny iditra | ngamba | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza fisalasalana amin' ny valinteny; tsy manaiky na mandà fa miroaroa saina Angamba [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as angaha and angamba; ngamba, nganja, ngenja, nginamba, nginanga, nginanja, nginao, nginaza, are all used familiarly for this. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |