Teny iditra |
safary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria:
Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara [1.1]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
safary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Làlana na làlam-be na kely (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353]
|
|
Teny iditra |
safary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Volana fahaefatra amin'ny taona [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
safary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Boerhavia repens |
Voambolana |
|