Teny iditra | totozy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Biby mitovy bika aman' endrika amin' ny voalavo fa kely [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A mouse [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Souris [1.54, 1.8] | |||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny totozy io | |||
Lahatsoratra | Randzavola: totozy ao amin' ny Baiboly | |||
Teny iditra | totozy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Vy kely lavalava ihorongoronan' ny kofehy ampiasaina amin' ny milina fanjairana [1.1] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |