Teny iditra trozona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. [1.1]
 Biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A whale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Baleine [1.54, 1.8, 1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11