Teny iditra vahivoraka (vahy, voraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay Plante vénéneuse et purgative, Phytolacca abyssinica. Jacq [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Phytolacca abyssinica
Ohatra Raha malemy ny ozatra: ny vahivoraka, ny ravina totoina, tanehina, andomana ny tongotra; [Callet: Tantara, takila 114]
Teny nalaina 

2017/03/14