Teny iditra valindrihana
Singan-teny valy ; rihana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo na lalotra mandrakotra ny atin' ny tataro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A ceiling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Plafond [1.3, 1.8]
Ohatra Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny, ary raha vao maraina ka manosy diky ny miditra oa, ary manorika hatrany amin' ilay efitra ipetrahana ny ditsaka. [2.472]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24