Teny iditra valoana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra asiana dimbana, na dembaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à quoi on fait une entaille, un rebord [1.3]

Teny iditra valoana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karbiorana hidrôzena ampoka, tondroina amin' ny raikipohy bontolo C8H18 fahita amin' ny lasantsy [1.62]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31