Teny iditra | varavarankely | |||
Singan-teny | varavarana ; kely | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hanazavana sy hidiran-drivotra [1.13] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A window [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Fenêtre [1.8, 1.13] | |||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |