Teny iditra | viro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bibikely [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Teny iditra | viro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Karazam-biby dia toa alika, fosa lehibe izay mety mitolona olona: nindaom-biro mba hinanany azy [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Fivaditsoratra | rivo, rovy, viro, vory |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |