Toko sy andininy momba Anà

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.2 Esau took his wives of the daughters of Canaan; Adah the daughter of Elon the Hittite, and Aholibamah the daughter of Anah the daughter of Zibeon the Hivite; Esao naka vady tamin' ny zanakavavin' ny Kananita, dia Ada, zanak' i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak' i Ana, zanakavavin' i Zibona Hivita, Adà, zanakavavin' i Elona, Heteana, Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, Heveana; Ésaü prit ses femmes parmi les filles de Canaan : Ada, la fille d'Élôn le Hittite, Oholibama, la fille d' Ana, fils de Çibéôn le Horite,
...............
Gen / Jen 36.14 And these were the sons of Aholibamah, the daughter of Anah the daughter of Zibeon, Esau' s wife: and she bare to Esau Jeush, and Jaalam, and Korah. Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, zanakavavin' i Ana, zanakavavin' i Zibona, vadin' i Esao: niteraka an' i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin' i Esao izy. Ary izao no zanakalahin' i Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, vadin' i Esao; niteraka an' i Jehosy sy Ihelona ary Kore tamin' i Esao izy. Voici les fils d' Oholibama, fille d' Ana, fils de Çibéôn, la femme d'Ésaü : elle lui enfanta Yéush, Yalam et Qorah.
...............
Gen / Jen 36.18 And these are the sons of Aholibamah Esau' s wife; duke Jeush, duke Jaalam, duke Korah: these were the dukes that came of Aholibamah the daughter of Anah, Esau' s wife. Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, vadin' i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin' i Oholibama, zanakavavin' i Ana, vadin' i Esao. Zanakalahin' i Oolibamà, vadin' i Esao: Jehosy, loham-pirenena, Ielona, loham-pirenena; ary Kore, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Oolibamà, zanakavavin' i Anà, sy vadin' i Esao. Et voici les fils d' Oholibama, la femme d'Ésaü : le chef Yéush, le chef Yalam, le chef Qorah. Tels sont les chefs d' Oholibama, fille d' Ana, femme d'Ésaü.
...............
Gen / Jen 36.20 These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. Voici les fils de Séïr le Horite, les indigènes du pays : Lotân, Shobal, Çibéon, Ana,
...............
Gen / Jen 36.24 And these are the children of Zibeon; both Ajah, and Anah: this was that Anah that found the mules in the wilderness, as he fed the asses of Zibeon his father. Ary izao no zanakalahin' i Zibona: Aia sy Ana (izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-efitra, raha niandry ny borikin' i Zibona rainy izy). Izao no zanakalahin' i Sebeona: Ajà sy Anà. Io Anà io no nahita ny loharano mafana tany an' efitra, raha niandry ny ampondran' i Sebeona rainy izy. Voici les fils de Çibéôn : Ayya, Ana - c' est cet Ana qui trouva les eaux chaudes au désert en faisant paître les ânes de son père Çibéôn.
Gen / Jen 36.25 And the children of Anah were these; Dishon, and Aholibamah the daughter of Anah. Ary izao no zanak' i Ana: Disona sy Oholibama, zanakavavin' i Ana. Izao no zanak' i Anà: Disona sy Oolibamà, zanakavavin' i Anà. Voici les enfants d' Ana : Dishôn, Oholibama, fille d' Ana.
...............
Gen / Jen 36.29 These are the dukes that came of the Horites; duke Lotan, duke Shobal, duke Zibeon, duke Anah, Ary izao no loham-pirenena tamin' ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny Izao no loham-pirenena amin' ny Horeana: Laotana loham-pirenena, Sobala, loham-pirenena, Sebeona, Anà, loham-pirenena; Voici les chefs des Horites : le chef Lotân, le chef Shobal, le chef Çibéôn, le chef Ana,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.38 And the sons of Seir; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezar, and Dishan. Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. Fils de Séïr : Lotân, Shobal, Çibéôn, Ana, Dishôn, Éçer, Dishân.
...............
1Tt / 1Tan 1.40 The sons of Shobal; Alian, and Manahath, and Ebal, Shephi, and Onam. and the sons of Zibeon; Aiah, and Anah. Ary ny zanakalahin' i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin' i Zibona dia Aia sy Ana. Zanak' i Sobala: Aliàna, Manahata, Ebala, Sefà, ary Onama. Zanak' i Sebeona: Aià sy Anà. Zanak' i Ana: Disona. Fils de Shobal : Alyân, Manahat, Ébal, Shephi, Onam. Fils de Çibéôn : Ayya et Ana.
1Tt / 1Tan 1.41 The sons of Anah; Dishon. And the sons of Dishon; Amram, and Eshban, and Ithran, and Cheran. Ary ny zanakalahin' i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin' i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana. Zanak' i Disona: Hamrama, Esebàna, Jetrana, ary Karàna. Fils de Ana : Dishôn. Fils de Dishôn : Hamrân, Eshbân, Yitrân, Kerân.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 37.13 Where is the king of Hamath, and the king of Arphad, and the king of the city of Sepharvaim, Hena, and Ivah? Aiza ny mpanjakan' i Hamata sy ny mpanjakan' i Arpada sy ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva? Aiza avy ny mpanjakan' i Emata, ny mpanjakan' i Arfada, ary ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima, ny an' i Anà, ny an' i Avà? Où sont le roi de Hamat, le roi d' Arpad, le roi de Laïr, de Sepharvayim, de Héna, de Ivva ? "