Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : akekena | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny fanompoana tahaka ny zavona : raha halavirina maizina, fa raha akekena mazava. [2.653 #2221, 2.974 #96]
Ny fanompoana tahaky ny zavona : raha halavirina maizina, fa raha akekena mazava. [2.415 #387] Ny fanompoana toy ny zavona : raha alavirina maizina, fa raha akaikezina mazava. [2.558 #2970] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | I.e travail ressemble au brouillard : de loin, c'est sombre ; de prés, c’est lumineux. [2.974 #96]
La corvée c' est comme le brouillard : de loin c' est trouble et nuageux ; mais quand on s' approche, cela se clarifie. [2.415 #387] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le travail devient facile quand on s' y applique. [2.415 #387] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny manjaka toy ny afo : halavirina mangatsiaka, hatonina : mahamay. [2.558 #3121]
Ny manjaka toy ny afo ; ka raha halavirina Ny manjaka toy ny afo : raha halavirina, Ny mpanjaka toy ny afo: raha halavirina mangatsiaka, ary raha akekezina mahamay. [2.165 #1398] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les grands sont comme le feu : loin d’eux, vous avez froid; près d’eux, vous prenez feu. [2.974 #273]
Le souverain est comme le feu : ceux qui sont loin de lui n' ont pas part à ses bienfaits, ils ont froid ; mais ceux qui sont auprès de lui obtiennent ses faveurs, ils ont chaud. [2.415 #231] Le souverain est comme le feu: si on s' en éloigne, on a froid; et si on s' en rapproche, on se brûle. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Raha | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||