Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : Ambato | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mangazana ovy am-bato. [1.147 #M59] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ovy am-bato ñy olona: raha mieto fa tsy tapitra. [2.165]
Ovy am-bato : raha maito fa tsy tapitra. [1.147 #O30] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Toy ny ovy am-bato ny olona: maniry ihany fa tsy tomombana. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [1.147 #P7] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||