Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : andoavana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra. [1.147 #K4]
Kabaro tsy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Kabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Taizan' amboabe, ka ny tsy vokin' ny nono andoavana. [2.558 #4000]
Taizan' amboabe: ny tsy voky ny nono andoavana. [2.653 #2978] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||