|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : ankasarotana

Ohabolana 1Aza manome toky an-kamorana fa manary an-katerena. [2.558]
Aza manome toky an-kamorana, ka manary an-kasarotana. [2.165 #530, 2.653 #587]
Dikanteny frantsayNe faites pas de belles promesses à quelqu' un quand tout va bien pour l' abandonner quand les difficultés surviennent. [2.165]

Ohabolana 2Manao felan-tanam-papango : tsy maka an-kamorana fa maka an-kasarotana. [2.558]
Manao felatanam-papango, ka tsy maka an-kamorana, fa maka an-kasarotana. [2.653 #1531]

Ohabolana 3Ny fanambadiana tsy mba varo-maty fa fehivava : tsy mba lolo ka honina an-kasarotana. [2.415 #1391]
Dikanteny frantsayLe mariage n'est pas une vente définitive mais un contrat résiliable ; les époux ne sont pas comme les papillons qui vont habiter dans des endroits difficiles. [2.415 #1391]
Fanazavana frantsayLes époux se séparent quand il y a des difficultés. [2.415 #1391]

Ohabolana 4Tongo-boromahery : tsy maka ny an-kasarotana. [2.165 #726, 2.415 #6387, 2.653 #3137]
Tongo-boromahery tsy maka tsy ny an-kasarotana. [2.558 #273]
Dikanteny frantsayGriffes d' épervier : elles ne lâchent pas ce qu' elles tiennent. [2.415 #6387]
Les griffes de l' épervier ne saisissent pas ce qui est difficile. [2.165]
Fanazavana frantsayS' applique aux paresseux. [2.165]
Se disait de ceux qui s' obstinent dans leurs idées. [2.415 #6387]

Fizahan-teny