Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : fanoto | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andevolahy mianala: ka ny hazon' andriana tsy tonga, fa ny fanoto no lanjalanjaina. [2.165]
Andevolahy nianala : ny hazon' andriana tsy tonga, fa ny fanoto no lanjalanjaina. [2.415 #527, 2.653 #190] Ankizilahy nianala : ny hazon' Andriana tsy tonga, fa ny fanoto no lanjalanjaina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui est allé à la forêt : il ne rapporte pas le bois de son maître ou du souverain, mais il rapporte des pilons pour lui-même. [2.415 #527]
Un esclave se rendant à la forêt; il n' en rapporte pas du bois pour son maître, par contre il porte un pilon sur son épaule. Un pilon pour piler son riz. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il a pensé à ses affaires à lui! [2.165]
Se disait des gens attentifs à leurs propres affaires. [2.415 #527] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Hita fa tranobongo no itoerana ka manao lava fanoto! [2.558 #91]
Hita trano bongo no itoerana, ka manao lava fanoto. [2.653 #1077] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Manao Rangahy nianala, ka maty antoka ny vatsy. [2.415 #1834]
Rangahy nianala : fanoto no zaka, maty antoka ny vatsy. [2.653 #2745, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieillard qui est allé à la forêt : il ne peut porter qu' un pilon et il en est pour ses frais de voyage. [2.415]
Vieux qui va à la forêt chercher du bois à vendre : il en est pour les frais du voyage. [2.415 #1834] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui allaient trafiquer au loin et étaient obligés de dépenser tout leur profit en frais de voyage. [2.415 #1848]
Se disait du gagne-petit dont les bénéfices ne suffisent pas à couvrir les frais du voyage, du commerçant qui va chercher profit au loin et dépense tout en frais de route. [2.415 #1834] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Mikotrana foana ny fandisa sy ny sahafa, fa ny vary ihany no ho toro. [2.653]
Mikotrana foana ny sahafa sy ny fanoto, fa ny vary ihany no toro. [2.558 #2338] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mpitsitsy vary tsy manam-panoto, mba isan' ny be fahandro ihany. [2.558 #2630]
Mpitsitsy vary tsy manam-panoto mba naman' ny mahandro be ihany. [2.415 #2395, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est économe de riz mais n' a pas de pilon, ressemble à ceux qui en font cuire beaucoup. [2.415 #2395] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est que c'est une mauvaise économie. [2.415 #2395] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ny ombilahy fanoto no ampidirina, mba hanamafy ny akondro atao fototra. [2.558 #3189] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Ratsy miafara toy ny fanoto : antitra vao kely anarana. [2.415 #1852, 2.653 #2768] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Finir comme le pilon à riz : c' est quand il est devenu vieux que son nom diminue. [2.415 #1852] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens peu honorés dans leur vieillesse : comme le pilon vieux et usé auquel on donne le nom de fanoto kely. [2.415 #1852] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||