Teny iditra (1/4) | 1 dona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 a shock, a blow, a knock [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 coup, choc [1.8] |
Ohatra |
10 dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [2.472] |
Tovy hevitra | 11 dondona |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 15 dona |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
18 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 terme de jeu au domino: passe [1.3#114] |
Teny iditra (3/4) | 21 dona |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Voambolana |
23 Haibiby: trondro |
Fanazavàna teny frantsay |
24 anguille. Cf. tòna. [Tankarana]
[1.19] |
Teny iditra (4/4) | 25 dona |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Voambolana |
27 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fanazavàna teny malagasy |
28 Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1] |
Tsipelina hafa | 29 tona |
Fivaditsoratra | 30 Ando, ando, dona, ndao, onda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |