|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamofona
Fototeny  2fofona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando.
5Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to smell bad. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7sentir mauvais. [1.8]
Ohatra  8 ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona [2.436#]
9 mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14 mamona
Fototeny  15fofona
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamofona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 fanomamo, 18 mamofòna, mamofona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06