Teny iditra | 1 mizihitra |
Fototeny | 2 zihitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony 5 Tezitra: Nizihitra tamiko izy 6 Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 mihizitra, mizihitra, tahirizim |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |