Teny iditra | 1 akoho amam-borona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] fitambaran'ny karazam-borona fiompy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] volaille |
Ohatra |
5 [2.470] Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona. |
Voambolana |
6 Toe-karena: fiompiana |
Singan-teny | 7 akoho, amana, vorona |
Kamban-teny |
|
Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny akoho amam-borona io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |