Teny iditra an-kodahoda
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (fihasimban' ny hoe "an-kodiadiatra"; jereo Hodiatra) Enti-milaza toerana very any an-kebakeba-tany lavitra tsy misy mpahita [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12