Teny iditra areho > arehoka (rehoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arehoka, arehoko, arehokao, arehony, arehotsika, arehokay, arehokareo, arehok', areho-
Ny lasa : narehoka, narehoko, narehokao, narehony, narehotsika, narehokay, narehokareo, narehok', nareho-
Ny hoavy : harehoka, harehoko, harehokao, harehony, harehotsika, harehokay, harehokareo, harehok', hareho-
Filaza mandidy : arehofy

Teny iditra areho > araika (raika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be inclined, to be made to lean. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : araika, araiko, araikao, arainy, araitsika, araikay, araikareo, araik', arai-
Ny lasa : naraika, naraiko, naraikao, narainy, naraitsika, naraikay, naraikareo, naraik', narai-
Ny hoavy : haraika, haraiko, haraikao, harainy, haraitsika, haraikay, haraikareo, haraik', harai-
Filaza mandidy : araikeo, areho

Fivaditsoratra