Teny iditra | areho > araika (raika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be inclined, to be made to lean. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | areho > arehoka (rehoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
![]() |