|
|
|
|

Teny iditra1  dinirina (dinitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  tsemboka [Tambahoaka] [1.78]4  (diñiriña) tsemboka, mivoa-dinitra [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be made to perspire (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Sampanteny 
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  diñiry

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26